|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  manangy
Fototeny  2  tangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  manome [Tambahoaka] [1.78]
5  manome tangy [Taisaka] [1.78]
6  Manome tangy, manome vola vehivavy mba hanekeny hiray amin' ny tena [1.1]
Ohatra  7  Fa tsy misy saina kosa izay manangy vehivavy, manary tena izay olona manao izany; [2.996#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)12  manangy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Vehivavy [1.1]

Teny iditra (3/4)15  manangy
Fototeny  16  angy
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  18  to decorate, to ornament [Provincial] [1.2]

Teny iditra (4/4)19  manangy
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  (de tangy : action de payer pour faire le mal). On laisse entendre que cet arbre, toxique surtout par l'écorce des tiges et des racines était employé dans le passé à des fins homicides. Zanthoxylon sp. (Rutaceae). Probablement une espèce non encore décrite. Bois exploitable mais classé seulement en 3e catégorie par le Centre Technique Forestier Tropical. On nous a indiqué à Manantenina que l'infusion des feuilles est administrée en tisane aux femmes qui vient d'accoucher, comme stimulant. Elles sont moins toxiques que les écorces. Ces dernières donnent une réaction très positive pour les alcaloïdes. [Tanala, Taisaka, Tanosy] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14