|
|
|
|

Teny iditra1  mananotena
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona miahy tena irery, mikarakara tena irery, olona tsy manambady
Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny mananotena
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3][manano tena] veuf, veuve, célibataire
Ohatra  5  [2.5] Zanaky ny manano tena, tsy ory tsy manana, saingy mpiasan' ny tranombarotra ngeza iray teto Toamasina izy
Singan-teny  6  manano, tena
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07