|
|
|
|

Teny iditra1  mananotena
Singan-teny  2  manano, tena
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona miahy tena irery, mikarakara tena irery, olona tsy manambady
Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny mananotena
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3][manano tena] veuf, veuve, célibataire
Ohatra  6  Zanaky ny manano tena, tsy ory tsy manana, saingy mpiasan' ny tranombarotra ngeza iray teto Toamasina izy [2.5]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07