Teny iditra (1/3) | 1 manantsa |
Fototeny | 2 antsa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to point out the defects of someone, or something; to reproach. [Provincial]
[1.2] |
Ohatra |
5 Vatako izaho irery ka foloalindahy no mihina, arivo lahy no manantsa. [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 manantsà |
Fototeny | 11 antsa |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantsa |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/3) | 14 manantsa |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 Arbre indéterminé d'après Dandouau (probablement de antsa : que l'on célèbre par des chants, sorte d'arbre magique). [Sakalava]
[1.196] |
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 18 manantsa, manantsà, mantsana, manantsa, manantsà, mantsana |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/27 |