Teny iditra | 1 manao entan' olo-malaina |
Singan-teny | 2 manao, entana, olona, malaina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo |
Tovy hevitra | 5 manao entan' ny malaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |