|
|
|
|

Teny iditra1  manao havan' ny lahy sy havan' ny vavy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny mpivady miangatra amin' ny havany avy, ka ny an' ny tena hajaina fa ny an' ny iray kosa tsy raharahaina
Singan-teny  4  manao, havana, lahy, vavy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07