Teny iditra | 1 manao havan' ny lahy sy havan' ny vavy |
Singan-teny | 2 manao, havana, lahy, vavy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny mpivady miangatra amin' ny havany avy, ka ny an' ny tena hajaina fa ny an' ny iray kosa tsy raharahaina [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |