Teny iditra manao kely tsy mba mamindro (tao, kely, tsy, mba, mindro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny fahefana tsy miraharaha ny kely fa manifikifika fotsiny amin' ny hery ananany; manositosika ny madinika [Rajemisa 1985]

2013/03/11