Teny iditra | 1 manao kely tsy mba mamindro |
Singan-teny | 2 manao, kely, tsy, mba, mamindro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny fahefana tsy miraharaha ny kely fa manifikifika fotsiny amin' ny hery ananany; manositosika ny madinika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |