Teny iditra | 1 manaraby |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maneso; mamazivazy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] to jeer at, to ridicule. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] railler; ridiculiser |
Ohatra |
6 [2.996] Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa 7 [2.4#] Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. |
Fototeny | 8 haraby |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 ambarany, anabiram, anambary, baramina, iambaran, mañabira, manabira, manaraby, mibaraña, niambara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |