Teny iditra | 1 manaraby |
Fototeny | 2 haraby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maneso; mamazivazy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to jeer at, to ridicule. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] railler; ridiculiser |
Ohatra |
7 Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa [2.996] 8 Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 ambarany, anabiram, anambary, baramina, iambaran, manabira, mañabira, manaraby, mibaraña, niambara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |