Teny iditra (1/8) | 1 manasa |
Fototeny | 2 sasa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to wash |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.5] laver 7 [1.8] faire le linge |
Fanazavàna teny italianina |
8 [1.18] lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria) affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello) sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie) |
Ohatra |
9 Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 manadio, manoza, manontsana, mifantsana, manakobana, manala loto, manala pentina, manala tseroka, mamotsy, manorana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny manasa io |
Teny iditra (2/8) | 17 manasà |
Fototeny | 18 sasa |
Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.26#19] wash |
Teny iditra (3/8) | 21 manasa |
Fototeny | 22 asa |
Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.3] aiguiser, affiler, râper |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/8) | 30 manasà |
Fototeny | 31 asa |
Sokajin-teny | 32 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa [Fitanisana] |
Teny iditra (5/8) | 33 manasa |
Fototeny | 34 asa |
Sokajin-teny | 35 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
36 [1.1] Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany |
Teny iditra (6/8) | 37 mañasa |
Sokajin-teny | 38 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
39 [1.78] [Tanosy]
manohana; manafina |
Teny iditra (7/8) | 40 mañasa |
Sokajin-teny | 41 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.78] [Taisaka]
miantso |
Teny iditra (8/8) | 43 manasa |
Sokajin-teny | 44 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
45 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Tanala, Tanosy]
mananasy 46 [1.78] [Bara] (mañasa) mananasy |
Voambolana |
47 Haizavamaniry: voankazo |
Fivaditsoratra | 48 anasam, mañasa, manasà, manasa, nasama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |