|
|
|
|

Teny iditra1  manasatra
Fototeny  2  sasatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana
Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent)
6  [1.5] fatiguer, importuner.
Ohatra  7  aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny manasatra io

Fivaditsoratra  14  anatsaram, mañaratsa, manasatra, manatsarà, manatsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08