Teny iditra (1/2) | 1 manatoka |
Fototeny | 2 atoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] jereo manaTSAtoka |
Ohatra |
5 "Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy [2.69#] 6 manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka. [2.245#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 manatoka |
Fototeny | 11 hatoka |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] [Provincial]
to implant or set one's self against, as in battle |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 18 manakato, manatoka, mankatoa, namotaka, natamako, tamonaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/11 |