Teny iditra (1/2) | 1 manatona |
Fototeny | 2 hatona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manakaiky: Efa manatona ny ririnina 5 Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to approach, to draw near. [1.2] 7 to approach [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 s'approcher de [1.8] |
Ohatra |
9 Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany. [2.895#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny manatona io |
Teny iditra (2/2) | 16 manatòna |
Fototeny | 17 hatona |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatona |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] |
Ohatra |
21 Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra. [2.643#52] 22 Manatòna ny afo raha ta hafana ianao [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
23 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 24 amantano, amontana, manatona, manatòna, amantano, amontana, manatona, manatòna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |