Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : manatona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Famaky Famaky | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Foto-kazo sy vorona ka izay manina no manatona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa raha misy fiangaviana olona dia ilay mila fanampiana no tokony hanatona fa tsy ilay mpanampy iangaviana akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny fihavanana tahaka ny volon-kotona: atonina manalavitra, alavitina manatona. [2.558 #2985]
Ny fihavanana tahaka ny volon-kotona: hatonina, manalavitra; hala-virina, manatona. [2.165 #161] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' amitié est comme les algues: quand on s' en approche, elles s' éloignent; et quand on s' en éloigne, elles se rapprochent. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ratsy tarehy manam-bintana aho, ka ny soa no manatona ho vady. [2.653 #2771]
Ratsy tarehy manam-bintana, ka ny soa no manatona ho vady. [2.558 #3729] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||