|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manatsaka
Fototeny  2 hatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy [1.1]
5 mandidy sisim-boky mba hampitovy azy
6 manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 to cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 façonner
9 entailler [1.13]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mamarana, 15  mampitovytantana, 16  manaratsaka

Teny iditra (2/3)17  manatsaka
Fototeny  18 tsaka
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20 Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)25  manatsakà
Fototeny  26 tsaka
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsaka [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manatsaka, manatsakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22