Teny iditra |
manatsara
(tsara)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mahatonga ho tsara kokoa: Manatsara ny fahasalamanany sakafo be otrikaina ¶ Mahatsara: Manatsara ny tarehy marina ve ny lokomena? ¶ Manadio, manao ho tsara: Mahagaga fa manatsara ireto mpianatra telo lahy mpitabataba ireto ny mpampianatra azy ireo [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to improve, to make better [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | améliorer; embellir, rendre agréable [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
manatsarà
(tsara)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsara
|
|