|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manazangazana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mijery nefa tsy hita, mitily
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to look out, to spy, to seek out, to pick out.
Fototeny  5  hazangazana
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manazangazàna
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazangazana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Fototeny  14  hazangazana

Fivaditsoratra  15  anazangazanam, manazangazana, manazangazàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27