Teny iditra | mandafara > mandafatra (lafatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manohitra, mamely, mandatsaka ao anelanelan' ny loza roa Mampikatroka, mampikasokasoka: Aza mandafatra amiko ny tongotrao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Graduer [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||