Teny iditra (1/2) | 1 mandaka |
Fototeny | 2 daka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to kick |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup) |
Ohatra |
7 Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. [2.470#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mandaka io |
Teny iditra (2/2) | 13 mandakà |
Fototeny | 14 daka |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandaka [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 16 andakam, mandaka, mandakà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |