Teny iditra | mandala (lala) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona mandala fihavanana ny Malagasy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to have in regard, to look upon with affection, to be attentive to one's needs [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | épargner, soigner [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to look on with affection; to be attentive to; to consider precious [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | chérir, tenir pour précieux; donner des soins attentifs à [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mandala (lala) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka, Taisaka, Tanosy] misaona [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
[Tanala] misaona (ny havana maty) [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
Fandikana anglisy | In the provinces it means to mourn [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | faire le deuil [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mandalà (lala) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandala | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |