|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mikarakara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] misaritaka

Teny iditra (2/3)4  mikarakara
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny
Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho
Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny
Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity?
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.7] to take care of, to look after
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] prendre soin de; se charger de
Ohatra  9  [2.472] Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy.
Fototeny  10  karakara
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)15  mikarakarà
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarakara [Fitanisana]
Fototeny  17  karakara

Fivaditsoratra  18  ikarakaram, irakarakam, karakaraim, mikarakarà, mikarakara, mirakaraka, rakarakaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25