Teny iditra (1/3) | 1 mandala |
Fototeny | 2 lala |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona mandala fihavanana ny Malagasy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to have in regard, to look upon with affection, to be attentive to one's needs [1.2] 6 to look on with affection; to be attentive to; to consider precious [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 épargner, soigner [1.3] 8 chérir, tenir pour précieux; donner des soins attentifs à [1.8] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 Mikarakara, mitsimbina, mitandro |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 16 mandala |
Fototeny | 17 lala |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 misaona [Taisaka, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 20 misaona (ny havana maty) [Tanala] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
21 In the provinces it means to mourn [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 faire le deuil [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 27 mandalà |
Fototeny | 28 lala |
Sokajin-teny | 29 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandala |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
32 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 33 mandala, mandalà, mandala, mandalà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |