Teny iditra (1/2) | 1 mandalina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay hevitra hitany amin' ny boky izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to deepen, to make deep; to aggravate guilt 5 [1.7] to make deeper; to improve one's knowledge or skill |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] approfondir, creuser plus profondément; augmenter ses capacités, ses connaissances |
Ohatra |
7 [2.245#] ka mbola holazainay hiaraha-mandalina. 8 [2.285#] Hita anefa raha mandalina tsara isika fa nateraky ny zava-misy ny toe-tsaina. 9 [2.996] raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra; |
Fototeny | 10 lalina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 mandalìna |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandalina [Fitanisana] |
Fototeny | 18 lalina |
Fivaditsoratra | 19 andalanim, andalinam, andilanam, mandalìna, mandalina, mandilana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |