|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandalina
Fototeny  2  lalina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay hevitra hitany amin' ny boky izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to deepen, to make deep; to aggravate guilt
6  [1.7] to make deeper; to improve one's knowledge or skill
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] approfondir, creuser plus profondément; augmenter ses capacités, ses connaissances
Ohatra  8  ka mbola holazainay hiaraha-mandalina. [2.245#]
9  Hita anefa raha mandalina tsara isika fa nateraky ny zava-misy ny toe-tsaina. [2.285#]
10  raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra; [2.996]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  mandalìna
Fototeny  17  lalina
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandalina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  19  andalanim, andalinam, andilanam, mandalina, mandalìna, mandilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08