|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandalo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana)
Voambolana  4  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)5  mandalo
Fototeny  6  lalo
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana
Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa
Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to pass by
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] passer auprès de
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  15  mandika, mandingana, mihelina, mihoatra, misalovana, miserana
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny mandalo io

Fivaditsoratra  21  mandalo, mandola, nadolam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21