Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mandatsaka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza mandatsaka am-po. [2.415 #6398] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que ce ne soit pas gravé dans votre coeur. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne gardez pas rancune. [2.415 #6398] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza mitomany handatsaka aina, toa bala. [2.165 #522] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne pleurez pas du désir de tuer, comme les balles. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à leur sifflement. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Nananatra an' Andriamatoa adala, ka Ifaralahy no nandatsaka am-po. [2.558 #2740]
Nananatra an' Andriamatoa adala, ka Rafaralahy no mandatsaka am-po. [2.415 #6480] Nananatra an’ Andriamatoa adala, ka Rafaralahy no nandatsaka am-po. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On a fait des réprimandes à Andriamatoa, l' aîné des garçons qui est un étourdi, et c' est Rafaralahy, le plus jeune, qui grave tout cela dans son coeur et en profite. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny an-drano reny no Ny an-drano reny no Ny an-drano reny no Ny an-trano reny no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont les enfants ayant leur mère au foyer qui se gourmandent réciproquement, et c' est l' orphelin qui en profite et est déjà sage. [2.415 #1038] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait le soin que prenaient les orphelins pour se ménager les bonnes grâces. [2.415 #1038] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||