Teny iditra (1/2) | 1 mandevona |
Fototeny | 2 levona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika Manimba: Aza mandevona ny zavatr' olona Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanintsika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to consume, to destroy; to dissolve, to digest |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] détruire, anéantir; dissoudre, digérer |
Ohatra |
7 Manatombo an' isa lavitra anefa ireto vaovao ary mihamivelatra hatrany mandevona iretsy tranainy ao anatiny. [2.606#] 8 Fa raha mahery fahatelo, mahery fanjaka: fa ny havana ihany no manavangavana, ary ny fanahin'andevo no mandevona. [2.298#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mandevòna |
Fototeny | 14 levona |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandevona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fivaditsoratra | 17 andevonam, manandevo, mandevona, mandevòna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |