Teny iditra | 1 mandidy |
Fototeny | 2 didy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
mikapa, mitetika 5 [1.1] mikapa, mandrasa: Tsy mora araka ny fiheverana azy akory ny mandidy hena Manapaka lamba amin' ny hety mba hanaovana akanjo: Iza no nandidy ny akanjonao? Mandrasa nofo na manapaka taova amin' ny olombelona mba hanalana aretina mahazo azy: Dokotera iza no nandidy ny vavoninao? Mampanao: Mandidy zava-tsarotra loatra ianao, tompoko Mifehy, manapaka: Iza no mandidy eto amin' ny faritany? Mizaka, tompom-pahefana amin' ny fananana: Mandidy ny fananako aho Teny misy ifandraisany amin' ny Mandidy: manapaka, mibaiko, mandahatra, mizaka, mifehy, manendry, manery, manjakazaka, mandidytokana, mandidytsyzehena, tsyrefesimandidy, manaotenikofelehibe, manaodidyboraingona 6 [1.13] manaraka soritra miolika |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] to cut, to command, to order 8 [1.7] to cut to command |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#101, 1.8] couper commander 10 [1.3#101] tailler, découper, faire une incision, percer avec le bistouri: Nandidy ny masony ny dokotera (Le médecin a fait une incision à son oeil) ~ Nandidy ny vay ny dokotera (Le médecin a percé l’abcès avec le bistouri) 11 [1.13] chantourner |
Ohatra |
12 Tsy izaho ve no mandidy sy manapaka eto? [2.528#] |
Voambolana |
13 Haitao |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny mandidy io |
Fivaditsoratra | 33 dadimin, mandidy, nadidim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |