Teny iditra mandilatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] mihoatra [1.78]

Teny iditra mandilatra (dilatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahakasika kely foana, manolotra: Nandilatra ny sorony ny bala [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandilatra
Ny lasa : nandilatra
Ny hoavy : handilatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08