Teny iditra (1/2) | 1 mando |
Fototeny | 2 ando |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vonton-drano, mitana rano [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 moist [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 humide [1.3, 1.8] 7 humecté, arrosé [1.3] |
Ohatra |
8 mando ny tany ka manaova kiraro [1.1] 9 mando itý trano ity ka tsy mahasalama [1.1] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 13 lena |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 mandò |
Fototeny | 16 lo |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
18 Mahatonga ho lo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 gâter, faire pourrir, causer la putréfaction [1.3] |
Ohatra |
20 mandò ny tsihy ny trano mando [1.1] 21 mandò ny fitafiana ity trano mando ity (Cette maison humide gâte les vêtements) [1.3] 22 mandò ny tsihy ity tokotany mando ity (Ce sol humide fait pourrir la natte) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 27 mando, mandò, monda, mando, mandò, monda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |