Teny iditra (1/2) | 1 mandodona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to urge, to press, to excite |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] presser, exciter à |
Ohatra |
6 [2.245#] Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo. 7 [2.5#] andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga" |
Fototeny | 8 dodona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mandodòna |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandodona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fototeny | 16 dodona |
Fivaditsoratra | 17 andoandom, andodonam, mandodona, mandodòna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14 |
![]() |