|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandoto
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý
Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza
Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to soil, to sully
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] souiller, salir
6  [1.3] tacher
calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes
Ohatra  7  [2.470] setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka
8  [1.3] mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements)
9  [1.3] mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter)
Fototeny  10  loto
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  manosodratsy, manoso-potaka, manendry ratsy, manao angovy, manao an-kery, maka an-kery, manao am-bohika, manao am-boribory, mametaveta
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  Mandoto
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  20  man~, loto

Fivaditsoratra  21  Mandoto, mandoto

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03