Teny iditra mandrakizay doria (andraka, izay, doria)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana frantsay   toujours éternellement [Abinal 1888]
Ohatra   Hahatsara fara ny taranakareo mifandimby mandrakizay doria doria. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 26]

2015/11/25