Teny iditra | mandrakizay (andraka, izay) | ||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||
Famaritana malagasy | Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay ¶ Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay ¶ Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana anglisy | forever [Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | éternellement [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | ||||||||
à tout jamais [Hallanger 1974] | |||||||||
Voambolana | Fotoana | ||||||||
Teny mitovy hevitra | mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay antaranoana ~ mandrakizay doria | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mandrakizay io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |