Teny iditra | mandrehitra afo | |
Singan-teny | mandrehitra ; afo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | To light a fire. [1.2, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Allumer le feu [1.8] | |
Ohatra | Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa.
[2.470] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |