Teny iditra |
mandresaresa
(resaresa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampitarozaka, manalava, manela: Mandresaresa raharaha [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire traîner, prolonger les affaires [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandresaresa |
Ny lasa : |
nandresaresa |
Ny hoavy : |
handresaresa |
Filaza mandidy : |
mandresaresà |
|
|
Teny iditra |
mandresaresà
(resaresa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandresaresa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|