|
|
|
|

Teny iditra1  mandriona
Fototeny  2  riona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy
Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  miriona
Mpanahaka  9  mivily, mibirioka, miviona, mihodivitra

Fivaditsoratra  10  amindroan, iondranam, mandriona, manindroa, miandrano, miandrona, miondrana, miondràna, mondraina, namindroa, nanodiram, nidaronam, nirodanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08