Teny iditra mandriry (riry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manala, manongotra ny ravin-kazo
Mitovy hevitra: manorotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandriry
Ny lasa : nandriry
Ny hoavy : handriry
Filaza mandidy : mandririsa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20