Teny iditra manorotra (orotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manongotra mandriry amin' ny tanana, manapaka amin' ny antsy
Mitovy hevitra: manala ~ manatsoaka ~ mandriry ~ manesotra ~ manombotra ~ manongotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manorotra
Ny lasa : nanorotra
Ny hoavy : hanorotra
Filaza mandidy : manorosa, manorota
Tovy hevitra miorotra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05