Teny iditra | 1 mandrora tsy maimbo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ireo olona manoso-dratsy ny hafa amin' ny haratsiana tsy nataony akory, manendrikendrika ho nahavita zavatra maharikoriko |
Singan-teny | 4 mandrora, tsy, maimbo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |