Teny iditra | mandry tsy aman' afo (andry, tsy, amana, afo) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy [Rajemisa 1985] | |
Mpanahaka | mandry aman' afo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |