Teny iditra mandry tsy aman' afo (andry, tsy, amana, afo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  mandry aman' afo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31