|
|
|
|

Teny iditra1  manembona
Fototeny  2  embona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany!
Ohatra  5  Mafy izany manembona ny tany niaviana izany! [2.528#]
6  manembona azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy. [2.470#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Mpanahaka  10  manina, mandrembona, mahatsiahy, mahatsiaro, mahatsiaro ny lavitra, lasa ambiroa, lasa vinany, lasa eritreritra, lasam-borona, mangorotsoka, manimanina, vitsika momba kitay
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny manembona io

Fivaditsoratra  12  anembonam, anombenam, manembona, manombena, manombèna

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08