|
|
|
|

Teny iditra1  manendrom-bohitra
Singan-teny  2  manendro, tendrombohitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna mafy fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho) [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny manendrom-bohitra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20