|
|
|
|

Teny iditra1  manenjan-tsandry
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mihaika, mihantsy olona hiady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Tendre le bras ou le raidir pour défier quelqu' un. Figuré: Provoquer quelqu'un [2.415#3478]
Tovy hevitra  5  maninji-tsandry
Singan-teny  6  manenjana, sandry
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny manenjan-tsandry io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12