Teny iditra | 1 manenjan-tsandry |
Singan-teny | 2 manenjana, sandry |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mihaika, mihantsy olona hiady |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415#3478] Tendre le bras ou le raidir pour défier quelqu' un. Figuré: Provoquer quelqu'un |
Tovy hevitra | 6 maninji-tsandry |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny manenjan-tsandry io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |