|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manentana
Fototeny  2  entana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manainga, mibata: Iza no hanentana ny vilany?
Manetsiketaika: Tokony hanentana ho amin' ny tsara mandrakariva isika rehefa mikabary
5  [1.13] manainga, manetsiketsika
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#127] soulever, lever, transporter; faire tressaillir, saisir
7  [1.13] sensibiliser
Ohatra  8  manentana ny tantsaha hanao ity voly ity ny tekinisianina. [2.445#]
9  Ny fihararetran' ny fahavelomana ao anaty no manentana ny fahavelomana etý [2.285#]
10  Eo andaniny indray kosa, hery manentana, mampijoro sy mamelombelona ireo rafitra eo ambaniny ireo. [2.606#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  manentàna
Fototeny  17  entana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manentana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]

Fivaditsoratra  20  anantenam, anentanam, manantane, manantenà, manantena, manentàna, manentana, namantena

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08