Teny iditra manera (era)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mangata-bady [1.78]
 Mitady zavatra hamidy amin' olona, manelanelana zavatra amin' ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko
Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin' ny lehilahy iray
Mitovy hevitra: manangy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To provide a woman for immoral purposes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Procurer une femme; jouer l'intermédiaire [1.8]
Ohatra Ny mikiomy, ny manera vadin' andriana, ny mangaron-dapa, ny mandefona andriana, ny mandrendri-bahoaka, ny mitondra tany mitindra, ny mamono olona, ny ma nao ody mahery. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manera
Ny lasa : nanera
Ny hoavy : hanera
Filaza mandidy : manerà

Teny iditra manerà (era)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manera [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10